xref: /dokuwiki/inc/lang/mg/edit.txt (revision 98a151bacda13410294dc25f5881614c1d228099)
1Rehefa avy manova ny pejy dia tsindrio ny bokotra ''Raketo''. Jereo ny [[wiki:syntax]] misy ny fomba fanoratana. Raha misy zavatra tianao handramana dia ianaro ao amin'ny [[wiki:playground]].
2
3