xref: /dokuwiki/inc/lang/mg/conflict.txt (revision 118b2568d626265554d0f8491065a8f26c6a4bcc)
1====== A newer version exists ======
2
3Efa misy kinova vaovao ny tahirin-kevitra novainao. Rehefa misy olona hafa nanova koa nandritra anao nanova no mitranga ny toy izao.
4
5Jereo ny tsy fitoviany miseho etsy ambany ireo, avy eo safidio izay kinova tianao hotazonina. Raha misafidy ny bokotra ''Raketo'' ianao, dia ny nataonao no horaketina. Ny bokotra ''Aoka ihany'' tsindriana raha hitazonana izay kinova misy ao.
6